Mipodiana (Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be))

Solo: 'Fa elana IZY nidoko am-baravaran'ny fonao
Karaha ataonao sary tsy hita,
karaha anaovanao sary very jery
hadalananao isan'andra tsy mahay vita e!

Choeur (1)
Ino ma antony tsy inoanao Jesoa
koa tsy niany, tsy amaray, ombiana fo?

Choeur
K'aza miambiny ela
k'aza miambiny ela tso fo anao tavela
K'aza miambiny ela
Izy koa anao fa dilan'ny fotoana
Jesoa tTsiky dia ampysy miambiny anao fa tara e!

Duo: Mipodiana malakilaky anao,
amaray ninazy fa tsy ninao
Mivoleza amin' retsy vitanao
Mipodiana fa anao niany very e!

Choeur (1)
Ino ma antsony tsy inoanao Jesoa
koa tsy niany, tsy amaray, ombiana fo?

Choeur
K'aza miambiny ela
k'aza miambiny ela tso fo anao tavela
K'aza miambiny ela
Izy koa anao fa dilan'ny fotoana
Jesoa tsy miambiny anao fa tara e!


Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be)
Mpamaky : 527
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Herizo15
Tamin'ny : 14/06/2018 14:25:18
ID : 10673

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo