Indro havaoziko (Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be))

Ref : Indro havaoziko ny zavatra rehetra
         ny lasanao tsy hotsaroako intsony fa
         Indro havaoziko ny zavatra rehetra ka
         ny lalanao,izay maizina
         hipody ho hazavana vaovao

1-F'efa lasa ny taloha
    fa ny androany hafa indray
    Indro anio ny Ray Tsitoha
    Manavao indray ilay voady aminao

Ref : Indro hTsiky dia ampyavaoziko ny zavatra rehetra
         ny lasanao tsy hotsaroako intsony fa
         Indro havaoziko ny zavatra rehetra ka
         ny lalanao,izay maizina
         hipody hazavana vaovao

2-Asakasakao aloha
    raha handeha hiroso
    na koa hihemotra fa
    izaho sy ny ankohonako
    dia hiaraka hanompo ny Tompo Jesoa

Ref : Indro havaoziko ny zavatra rehetra....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be)
Mpamaky : 714
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Herizo15
Tamin'ny : 07/12/2014 11:27:51
ID : 6873

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo