You are here: home > Tononkira > Akon ny Lanitra (AL)

Misaotra Zanahary (Akon ny Lanitra (AL))

Misaotra Zanahary e!
Fitahiana marobe nomenao ho anay
Sy ireo tombon'andro isan'andro isan'andro

Fa tsy toy izao ny fiainanay
RahaTsiky dia ampy tsisy Anao 'lay mpanjakanay
Hidera Anao zahay
Hihira ho Anao zahay
Hanandratra avo ny Anaranao

Andao handihy
Hanandratra an'i Kristy
Hifaly, hiravo hidera Azy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Akon ny Lanitra (AL)
Mpamaky : 170
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : AkoLanitra
Tamin'ny : 08/02/2018 16:33:14
ID : 10358

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo