Amin'ny anaran'i Jesosy (CHORALE TAFIKA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin'ny anaran'i Jesosy , alefako manavatsava ny Fanahy
hanagana izay maty ao aminao
Amin'ny anaran'i Jesosy , nalatsany hanadio antsika anie ilay ra
mendrika ny fanatrehan'ilay Ray fa ny fitiavany mandrakizay

Mampandresy anao ny Fanahy
ny Fanahy Masina no hanainga hatrany
izay tarihiny , matoky ao am-po
no tena zanak'Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CHORALE TAFIKA FIDERANA
Vangy : 1327
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rtokiniainatita
Daty : 19/01/2017 06:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723