RAISO NY FANOLORANTENAKO (DO dia D) (AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA)

1)Ny tsinin'ny lasako zay mandatsa ahy
Dia tsy ho vaotanisako kanefa ry Ray
Tsy nafeninao tamiko fa
Misy avotra ho ahy aminao
Ka izany no nahatapaka ny hevitro
Ny hiankina aminao
Raiso ny fanoloran-tenakotononkira.serasera.org ho Anao


2)Ka izao no voadiko manombok'anio
Ny ho tia anao tokoa amim-po madio
Ka ny fiainako no atokako
Hilazako izay nataonao tamiko
Ny ho mpanomponao
Hitory ny anaranao amin'izao tontolo izao
Raiso ny fanoloran-tenako ho Anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA
Mpamaky : 1454
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tralotoh
Tamin'ny : 03/12/2013 12:05:29
ID : 6424

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo