HALELOIA!(DO dia Db:3/4) (AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA)

Haleloia,sambatra ny olona
Sambatra ny olon'izay,
Matahotr'an'i Jehovah,
Sady mankasitraka ny didiny,
Didin'indrindr'hahery ambonin'ny tany ny zanany
Ho tahina ny taranaky ny marina,
Fahamarinany haharitra mTsiky dia ampyandrakizay


tsofy ao ziona ny anjomara,
Ary miantsoa mafy ao,
An-tendrombohitro masina,
Aok'hangovitra ny mponin-drehetr'amin'ny tany
Fa avy ny andron'i Jehovah,
Eny,ef'an-tomotra izany,
Mibebaha fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA
Mpamaky : 1347
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tralotoh
Tamin'ny : 04/12/2013 08:57:54
ID : 6426

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo