ENDREY(DO dia Eb:3/4) (AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ny fitiavany nandresy ny foko
Nahatonga ahy ho lasa babo,
Dia fitiavana ten'hafa loko
Fa namonjy ahy tsy ho very raha lavo

Réfrain:
Endrey,endrey ny fitiavanao Jeso niantefa no,
Nanafaka ny aizin'hilefa,
Ka e fiadanam-po sy fifaliana koa,
No nisolo ny sento tao am-po,tao am-po
Eny tsy mba hanahy intsony re ny fo
Fa ef'an-tànan'ny Tompoko Jeso

2)Tolory fahendren'avy Aminao Tsitoha,
Fa te hiroso koa ho mpanompo
Sikino hery sy finoana koa,
Haharitra,hijoro tsy handao Anao Jeso
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA
Vangy : 1070
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tralotoh
Daty : 04/12/2013 09:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0743