AZA MATAHOTRA (Do dia Eb:Marisika) (AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA)

Aza matahotra re hianao
f'efa nanavotra anao Aho
Efa niantso ny anaranao
Izaho Tompo no miantso tononkira.serasera.orgizao.DC


Réfrain:
Raha mita rano hombaiko ianao
Raha mita ny ony tsy ho safotra
Aza matahotra fa ny Tompo
Hanavotra anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA
Mpamaky : 1521
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tralotoh
Tamin'ny : 03/12/2013 11:34:32
ID : 6422

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo