Tantara taloha (Aina Cook)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Aina Cook
Mpamaky : 2886
Nampidirin'i : Fiffi
Tamin'ny : 04/06/2007 19:53:54
ID : 4496

Imprimer Facebook Facebook
Vao niandoha izaho sy ianao nifankatia tokoa
Izaho ilay 1 lasa 2 f’ efa niova fo
Ireo sangisangy, ireo adiady, ireo teny mamy
NAnjary niova ho tomany
Averiko izay nindramiko tsy ho neniko
Angamba tsy ho tsiniko

Ref:
Izay niainantsiaka roa aza avela hifoha
Ny hirako hiraiko hanadinoko
’zay natao tsy hifarana hasambarana
Iza moa no nanampo
Ho tantara taloha
Sarotra ny hanadino nefa mora ny mino
Ny alahelo misava dia efa rava
Fitia tsy hiserana ho feno fandeferana no hita ao
Hiara hanorim-pianam-baovao

Averiko...

Ref:Zay.......

KA ny tenanao manontolo
ny tananao no antenaiko
Hizarako hafaliana sy ho tena tiana
tsy hasaraka ahy
Fitia tsisy ahiahy, ho tsy ahy

Ref:’zay niainantsiaka roa...