Fa izay (Aina Cook)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny , akipio ny maso tsy hijery
Ilay fiainana tsy anilanao , tsy akaikinao
Eny , hodio tsy hita sy hay
Na dia fantatra fa mahamay , ny vokatr’izay
Fa izay , fa izay ihany no azo atao
Raha tena tia azy ianao
Ny ho avy tsy hay vinaniany
Raha mbola hiova izy any aoriana
Nefa , fantaro fa manampetra
Ny fiafiana amin-java-drehetra , handalo sy hitoetra
Fa izay , fa izay ihany no azo atao
Raha tena tia .............................
............................
Efa hita fa tsy hijaliana ny fitiavana
Misy fetra anefa ny fiafiana , na ny fiarahana
Nefa izay ...............................
.................

Aina Cook
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Aina Cook
Vangy : 7906
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ricka
Daty : 03/10/2004 09:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0867