TSAROVY FA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nisaina tato am-poko aho
Namalifaly ny nofoko aho
Nitana ny hadalako aho
Mandrapahitako izay tsara
Niasa mafy aho, niary harena maro aho
Mba hisandratana mihoatra noho ny hafa

Fiv : Tsarovy fa, ao amin’Andriamanitra nop misy
Fifaliana, fahasambarana
Fa ny mpanota, hanangona sy hamory
Ho an’ireo ‘zay ankasitrahan’Andriamanitra

2-Nitodika anefa aho
Nandinika ‘zay rehetra vita
Nataon’ny tanako sy nisasarako hatrizay
Toa zava-poana, misambo-drivotra foana
Izay rehetra manoloana ny fiainako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 1191
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 08/05/2017 15:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0766