TIAVO NY NAMANA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiavo ny namana tahaka ny tena
Fa izany re no tena fahendrena
Tiavo aùin’ny fo manontolo
Fa samy taranaky Eva daholo

Tsarovy sakaiza tsarovy tokoa
Fa isika anie nateraka hifanasoa
Tsy hifanepaka na hifanaratsy
Tsy hifamono na hifamely fantsy

Ataovy ao an-tsaina fa manapetra
Ny fiainana eto mampitsetra
Koa vitaho dieny izao ny adidinao
Ndrao ho tongan y antso ka ho neninao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 1049
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 08/05/2017 15:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0788