SAHY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndreto zahay sahy mijoro
Ho an'ity firenena ity
Vonona hiady amin ny devoly
hampanjaka ny marina

Tena sahy(*3) sy vonona
Tena sahy
Handray andraikitra


Ho mpitory mendrika tokoa
Tsy hizaha tavan olona
Hampiatra reo lazain ny baiboly
Amim pahamendrehana

Ho mpitory mendri piderana
Amin ireo asa izay atao
Ho mpitory hitondra hazavana
Ho an ireo trotraka sy lao.

HANATANTERAKA NY ASA FITORIANA
AMIM PAHAMENDREHANA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 748
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rahony
Daty : 26/12/2018 11:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0782