NY FEOKO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny feoko Tompo no asandratro
Hidera sy hankalaza ny Anaranao
Fa Ianao no anton’izao rehetra izao
Hery, toky, fiarovana ho ahy

Fiv: Ka na sarotra sy ety aza
Ny lalana ho diavina
Vonona aho tsy hanan-tahotra
Raha Ianao no momba ahy

2-Vonona aho handeha n’aiza n’aiza
Toerana sy lalana hanirahanao
Lembalemba na havona be mideza
Tsy ahoako, Ianao no hery ho ahy

3-Ianao Tompo hameno ahy
Ny tena sy saiko tsy mendrika
Koa havaozy ho tena zanakao
Ka handresy ireo fankam-panahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 1126
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1293