KRISTY NO TOMPONAY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Kristy no Tomponay
Kristy no Mpanjakanay
Kristy no fiainanao
Mandrakizay ny fanjakanao

Fiv: Jesoa faly izahay
(Velona Ianao) ato anatinay
Resinao ny fasana
Maandrakizay ny fanjakanao

2- Jesoa no aronay
Jesoa no anjaranay
Jesoa no Masina
Mandrakizay ny fitiavanao

Fiv
Aza mataotra ianao
F’Izy efa maty ho anao
Ny fonao atolory Azy izao
F’Izy efa miandry anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 993
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hanitrynylanitra
Daty : 18/01/2018 16:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3979