IANAO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ianao! Ianao Jehovah jehovah Andriananahary
Laha ambinonao zahay tolionao
Ianao no miaro ty ndaty marobe
Laha mifona Aminao zahay

Fiv: Velona ny aiko
Velona ny aiko manana Anao
Velombelona ny aiko e!
Velona ny aiko manana Anao
Iaha mahita e!
Iaha mahita ny mazava rehetra
Iaha mifona aminao zahay

2-Ianao! Ianao Jesosy Jesosy tompon-danitra he
Iaha ambinonao zahay tolionao
Ianao miaro ty ndaty marobe
Laha mifona Aminao zahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 894
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 13:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0742