He! Tsy ho takatray (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! Tsy ho takan'ny sainay ny fitiavanao Jesoa
Kay Ianao no nanome, ny Ainao mba ho avotray
Réf. Ka na aiza na aiza no aleha dia Jesoa no fialofana
Mitantana sy miaro anao mandra-piala anao ety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 1308
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hanitrynylanitra
Daty : 17/04/2018 18:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0752