Ela izay no nialako (AHL (Antoko-mpihira Hanitry ny Lanitra))

1-Ela izay no nialako
Nandosirako Anao
Ankehitriny anefa Raiko
Dia hiverina aho izao

Ref: Jesosy ô! mba raisonao
Ty tenako tsy mendrika
E! fantatro fa tianao aho
Na dia tsy tia Anao

2-Efa trotraky tononkira.serasera.orgny ady
Teny am-pandehanana
Efa vizana nitady
Zany fiadanana

3-Tsisy azo nitokiana
Zay noheverina ho soa
Tsy nitondra hafaliana
Fa ny fo indray no voa

4-O! Jesosy atolory
Ahy izany tananao
Ka ny tahotro esory
Hanarahako Anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AHL (Antoko-mpihira Hanitry ny Lanitra)
Mpamaky : 197
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : HANITRYNYLANITRA
Tamin'ny : 16/05/2017 18:26:02
ID : 9527

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo