Avo indrindra (AHL (Antoko-mpihira Hanitry ny Lanitra))

1-Andriamanitra Ianao
Mpanjakan’izao rehetra izao
Andriamanitra mahery sy be voninahitra

Ref: Avo indrindra Ianao ry Ray
Ianao Ilay Tsiky dia ampymasina ho anay
Tsy manam-petra ny fahefanao
Fa mandrakizay

2-Tompon’ny hatsarana Ianao
Fifalianay ny midera Anao
Raiso ny haja sy ny voninahitra atolotray


Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AHL (Antoko-mpihira Hanitry ny Lanitra)
Mpamaky : 81
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : HANITRYNYLANITRA
Tamin'ny : 16/05/2017 22:07:58
ID : 9525

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo