Anjely marobe (AHL (Antoko-mpihira Hanitry ny Lanitra))

Anjely marobe, injao mihira hoe
Voninahitra ho an’Andriamanitra (X2)
Ho amin’ny avo
Ary ny fiadanana ho ety ambonin’ny tany
Ho an’ny olona hankasitrhana
HALELOIA

Dera laza ho Anao ry Zanatononkira.serasera.orgk’Andriamanitra
No famindra-ponao ka afaka izao

Anjely marobe, injao mihira hoe
Voninahitra ho an’Andriamanitra (X2)
Ho amin’ny avo
Ary ny fiadanana ho ety ambonin’ny tany
Ho an’ny olona hankasitrhana
HALELOIA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AHL (Antoko-mpihira Hanitry ny Lanitra)
Mpamaky : 182
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : HANITRYNYLANITRA
Tamin'ny : 16/05/2017 22:21:08
ID : 9523

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo