Andro malaza (AHL (Antoko-mpihira Hanitry ny Lanitra))

Andro malaza tokoa
Ny andro niavian’i Jesoa
Ta an-tany etoy
Hagnasoa agn’olo
Ka mifalia ro lahy e !
Gnatsantsika ro atao mare
Fa teraTsiky dia ampyke Jesosy

Hafalian-tsy ho lane
Fitahia-mahasoa
Hasoava ho amin’ny tany e !
Avy amin’i Jesosy
Rengeo antsao Jesosy
Fa mpanjaka soa
Ka omeo ny fonao mba halio

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AHL (Antoko-mpihira Hanitry ny Lanitra)
Mpamaky : 237
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : HANITRYNYLANITRA
Tamin'ny : 16/05/2017 18:36:55
ID : 9522

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo