Andriamanitro ianao (AHL (Antoko-mpihira Hanitry ny Lanitra))

1-Andriamanitra ô, Andriamanitro Ianao
Ny fiainako rehetra dia tsapako izao
Raha lavitra Anao tsy misy andry tsy hijoro
Toa manda ratsy fototra hikoro

Fiv: Isan’andro isan’andro aho ry Tompo
No manalavitra Anao
Tsy haintononkira.serasera.orgny foko sy ny saiko
No manatanteraka ny didinao
Ny sitrapoko no mibaiko ny fiainako
Ny sitrakao ry Tompo takonako

2-Maniry ny foko, mikasa tokoa
Ny hanao ny tsara sy hanao ny soa
Ny heriko irery anefa tsy ampy tsy mahefa
Ampio aho fa Ianao no heriko

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AHL (Antoko-mpihira Hanitry ny Lanitra)
Mpamaky : 164
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : HANITRYNYLANITRA
Tamin'ny : 16/05/2017 22:51:14
ID : 9521

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo