You are here: home > Tononkira > Agrad sy Skaiz

Omeo ahy (Agrad sy Skaiz)

Fafao dien'izao,ao an-tsainao ao
Lay fisalasalana kely!
F'za nge tsy ilalao,fa tena tia anao
Tsy andratranao zany ah sanatria
Ka ho lazaiko androany!
Raha misy reo tomany.
Sedra-pitia izany,vao maik aza mihamamy
Lay fitiavan-tsika roa ma baby.

Ka teneno ahy,lazao ahy raha misy adisoiko.
Reo adalana,ditraditra efa nafoiko!
Tsy mila hafa f'efa enao no tiana!
Iara-dalana aminao no fanirina.

Ka omeo ahy.'lay fonao hofenoko fitia
Dia aza manahy,
Ny antsikaTsiky dia ampy mandrak'izay doria.
dia n'iza n'iza mikasa animba!
Miala-maina eo izy tsy mahavita.
Ka omeo ahy
Omeo ahy...

Fitia tsy noterena fa vokatry ny fo.
Ny asambatra anao zao no masaka an-Doha
Mifampizara teny mamy vao mifoha
Dia refa miƓna malaina ny isara-droa
Tsika roa lay natao hifameno.
Dia reo pankahala odina tsy eno!
Lay fo mitempo enoina
Fa afo tsy hay vonoina!

Ka omeo ahy,'lay fonao hofenoiko fitia
................

Ka teneno ahy,lazao ahy raha misy adisoiko
................

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Agrad sy Skaiz
Mpamaky : 17568
Mpakafy : 7 Ankafizo
Nampidirin'i : tanjonanash24
Tamin'ny : 12/04/2016 10:13:13
ID : 8296

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo