You are here: home > Tononkira > Agrad sy Skaiz

Masoandro Hafa (Agrad sy Skaiz)

Couplet: Agrad
Tadidik tamin'zany,lavitra anw zan halahelo,lavitra anw zan tomany!
Fitiavana fa paradisa,nanjakany fifalina,tsy nisy izany disadisa!
Dia niray tsokombakomba,ny fakalala ny momba2,samy vonona dia niroso natao hatriminy fomba2!
Voalohany teny @alitara,faharoa tapa-kevitra ny hanamboatra dimby sy fara!
Dia sanatria,ny fisiany lay zaza ve ny lasa olana!
Fa toa tambitamby sy safosafo nandritriny 9volana!
Tsy niady ts nifamaly,tapoka teo izy tapa-kevitra hamafa ny lasa omaly!
Ny zazatononkira.serasera.org tsy manan-tsiny dia efa hisedra sahady ny onjam-piainana!
Fa ho kamboty velon-dray tss na Dada itarainana!

Réfrain: Skaiz
Mbola manantena foanaah!
Androany aho aloh mety misaonaah!
Fa,ny ampitso masoandro hafa indray!
Natokana ho ahy!
Annn,annn.

Couplet: Agrad
Tsy misomonga io fiainan'io,na ikipina mbola hita!
Fa ny vehivavy matanjan-tsaina tsy manaiky rah tsy tafita!
Fony ianw nilaozan'iny mijaly nampohonena,fa feno fahendrena,ka tsy nandeh nivaro-tena!
Adala ny olom-belona tsy tia ny zanany!
Zava-poana ny trano sy

Hevitra mandeha

Mambinina (20/03/2019 19:58:35)

efa tsar ka !

Andrii_Mc_Velonasy (13/07/2018 12:03:22)

Ahitsio ihany rah misy ny tsy mety.Fa maninona rah toa ka tsy ampy ny tokony hasiana texte ny ao???

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Agrad sy Skaiz
Mpamaky : 2497
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Andrii_Mc_Velonasy
Tamin'ny : 13/07/2018 18:27:08
ID : 10739

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo