Lasako izy (Agrad sy Skaiz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marion:
Miangavy ianao jereo mptaraina
ianao no manaiky adalaina
f'impiry impiry ianao no mangaina
ianao ve mba misaina
Hainao f'izy mbola handao
Hainw f'izy tsy ho anao
jereo izy mampahory anao
Manao kilalao
Hainao fa ny aty, efa niandry
Hainao baby please
zany hoe fahoriana, tsisy na oviana na oviana
any ianao hibaby ny hazo fijaliana

REF:
Eoh! dia veloma elah f'izy efa anagramme
Eoh! aleoko ihany lesy mampatsiahy, sao d…
Eoh! lasako izy tsisy idiranlah f'efa ahy
Eoh! fa mijaly foana izy tsy mety ho tsapan'lah

Skaiz:
Zaho sendra nandalo
Nifanena taminy tsindraindray teny Andohalo
Tsy niambahamba aho fa nanantona avy atrany
Niarahaba anazy sady mody nanontany:
"Fa maninona kay ndry no malahelo be?"
Tsy sahy niteny izy fa mody nihomehimehy
Nefa ny ao am-pony koboko hoe blessé
Izy rahateo moa nikozy ah hoe laisse tomber
Dia zah ts nisisika fa nanambitamby
niezaka nisangy hanadinoiny an'lay bandy
nandeha ny sera,n iodina ny lera
niafarany nanontany anah izy
hoe zah v célibataire …
Fafako ny lasako
Fa ringard ihany le anjely kely efa nandrasako
Lasako izy ary tsy averiko intsony…
F'efa baboko ny fony e!

REF:

Agrad:
Zah tsy nipimaso sady tys nanao hoe tss tss
Fa vao nahita anah izy tonga dia nitsiktsiky
Dia zah nanontany: "Hey,baby kesk il'y a"
Dia izy namaly: "raha tsy mampaninona dia mba andraso kely ah"
Izy mtsiky fa ny any am-pony maratra
Lasa niova hatramin'ny hira fihainony mahazatra
Tapitra hatreo hoy izy ny anay dia mandrakizay
Dia hatolotro zay lay hivaly aminao an Odyai
Baby girl, aza miantso tody
Fa raha tsy mampaninona dia andao ndry ateriko hostile
Sady jereo efa madiva ho "Soir"
Fafao ny ranomaso ty ny akanjoko atao "mouchoir"
Tonga tany aho ts fisaorana no natolony
586 hoy izy dia nomeny anah ny molony
Lasako izy ary tsy averiko intsony…
F'zay lay hoe misoratra amin'i Agrad ny fony

REF:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Agrad sy Skaiz
Vangy : 7328
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Lovanirina3
Daty : 17/04/2015 15:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0866