You are here: home > Tononkira > Agrad sy Skaiz

Aleo hivovo (Agrad sy Skaiz)

Iny ndray
Poutaka...Tsisy raisina...Tsisy ilaivana azy...

Skaiz
Vao mandalo aho dia izy mifosa
Lazainy fa zah hono foza
Dia dradradrainy aho, alainy baraka
Raha biby hono zah dia akoho lahy fantaka
Tsy afaka hono aho raha olona e
Tsy bika tsy tarehy tsy volony e
Haratsiany zay momba ahy rehetra sady ampitomboiny amin'ny karib0netra
Tsikerainy daholo
Dia zaho lazainy "impoli"
Reraka eo ianao miandry an'i Paoly
Fa ny fiainako mandeha " joli"
Ny anahy mandeha ny mandeha
Zay vavanao any tsy ahoako o
Odiako mitapy mihomehimehy
Fa tsy ataoko hankarary ny foko o

Aleo hitononkira.serasera.orgvovo
Aeiyn..
Aleo hivovo
Aeiyn..
Aleo hivovo
Aeiyn..
Aleo hivovo
Fa tsy hangina ihany ve ho'aho rehefa leo e

Agrad
Tsy matiny lolo ny momba ahy
Lazainy fa zaho ratsy fomba
Tsy ataoko mampihetsika tromba
Vao mainka aza andihizako zumba
"Lundi" hatramin'ny zoma
Ny ataony manozona ahy
Loharanom-pahasambarako, tsy any aminao no tovozina
Ny fiainako rehatra amidiko aminao fa sahinao ohatrinona
Miditra amin'ny pataloha tsy antonona izy ka manjary mampijaly "jean"
Ny ahay mandeha

Aleo hivovo
Aeiyn..
Aleo hivovo
Aeiyn..
Aleo hivovo
Aeiyn..
Aleo hivovo
Fa tsy hangina ihany ve ho'aho rehefa leo e

Hevitra mandeha

SederaMioty (09/05/2018 18:47:28)

mahay rangah narw a

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Agrad sy Skaiz
Mpamaky : 1545
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : baecherie322
Tamin'ny : 05/05/2018 20:21:01
ID : 10586

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo