MIFOHAZA (AFZ(Anjomara Fideran'i Ziona))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E! Ianareo zay matory
Mifohaza,mifohaza
E! Ianareo zay sondriana
Avia ka mitoria
Ka dia raiso ny anjomara
Ho fihobiana fiderana
E! Malakia,mitsangana
Tafio ny herinao ry ziona ô!
E! Malakia mitsangana
Ingao ny hiranao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFZ(Anjomara Fideran'i Ziona)
Vangy : 1620
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : seles
Daty : 22/10/2014 19:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3231