Hanaraka Anao (AFV Anosibe (FLM Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mitombo isan'andro toy ny tara-masoandro
Ny fitiavanao aty ry Jesoa malala oh (*2)
Fa n'aiza n'aiza aleha
Na Mitoetra na mandeha
Ny Anaranao no ho ventsoiko izao
Fa n'aiza n'aiza aleha
Na mitoetra na mandeha
Ny Anaranao no ho ventsoiko izao
Ref:
Aoka hifandray, ny fontsika itempo iray
Ka hampianatr'ireo hafa sy tsy mahalala indray
Hiezaka ampino ireo mbola tsy mino
Ho tonga zanakao mandrakizay
(*2) Jesosy oôh.izao no faniriako
Hanara-dia Anao mandrakizay
Ny voady izay nekeko
Natao tsy ho fefeko
Ho anao hatrany, hatrany am-parany (*2)
Ref: Aoka hifandray .................
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFV Anosibe (FLM Anosibe)
Vangy : 1636
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : davidrazafindrakoto
Daty : 29/11/2016 20:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0739