Sorona (AFIFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandrakizay no hiderako Anao
Ry Tompo tianay
Izay ao an-danitra ao

Fa iny Ianao nanefa sorona
Ny Ainao mintsy anie
No nafoinao,hamonjy anay sakaizanao

Ref 2x: Noho ny otako sy ny heloko ou! ou!
No nahatonga Anao hanao izany
Noho ny heloko sy ny otako ou! ou!
Misaotra Ray o! o!
Misaotra Anao tokoa
Misaotra Ray o!misaotra eram-po

Mandrakizay no hanompoko Anao
Ry Tompo tianay
Izay ao ambony ao

Fa iny Ianao fa nokapoina
Ny Ainao mintsy anie
No nafoinao,hamonjy anay sakaizanao

Ref 2x: Noho ny otako sy ny heloko ou! ou!
No nahatonga Anao hanao izany
Noho ny heloko sy ny otako ou! ou!
Misaotra Ray o! o!
Misaotra Anao tokoa
Misaotra Ray o!misaotra eram-po
2x: Misaotra Ray o! o!
Misaotra Anao tokoa
Misaotra Ray o!misaotra eram-po
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFIFA
Vangy : 1551
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fifalianastrk
Daty : 27/05/2017 11:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0724