MIONDRIKA AVOKOA (AFAFI Taninanandrano)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : AFAFI Taninanandrano
Mpamaky : 967
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 28/01/2008 05:44:51
ID : 4985

Imprimer Facebook Facebook
          1-  Miondrika avokoa izao rehetra izao
               Manoloana ny Hamasinanao
               Mamirapiratra ny Tavanao ry Ray
               Tsy mahahiratra ny masonay
               Tsy misy takona, na misy hafenina
               Mila ho hankona noho ny nenina


      2- Mandadilady re ny ondrikelinao
         Mifona be dia be avia mba vahao
         Mafy ny fatotra izay mangeja any
         Tsy misy sarotra aminao Ray
         Ny hanindroa tsy misy intsony
         Izay nahavoa ; indroa fa nahafay

                                     Sacha RATIANARIVOSON
                              Pasteur NEPM-FPVM La RĂ©union

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo