AZOKO (AFAFI Taninanandrano)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : AFAFI Taninanandrano
Mpamaky : 1010
Nampidirin'i : KLOUTSOU
Tamin'ny : 30/04/2008 09:49:05
ID : 5221

Imprimer Facebook Facebook
Ankehitriny azoko ilay tsirom-piainana
Dia Jesosy izay Mpamonjy ny fiainana
Tsy mpamilafila Izy Io fa nahafoy ny ainy
Ho ahy sy ho anao

Efa ela no niantsoako Anao ry Ray
Nisy nihaino hay ny fitarainako hatrizay
Tsy mpamilafila Izy Io fa nahafoy ny ràny
Ho ahy sy ho anao

                  Tompo ô, inty aho re
                  Manolo-tena ho Anao
                  F’Ianao ilay nifidy ahy izay adala tety

       AFAFI

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo