ATOLOTRAY (AFAFI Taninanandrano)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : AFAFI Taninanandrano
Mpamaky : 1072
Nampidirin'i : NHIRI
Tamin'ny : 10/05/2008 12:09:40
ID : 5267

Imprimer Facebook Facebook
Atolotray ano Ry Tompo ny fiainanay
Mba ho fanatitra velona ho anao
Indreto izahay manolo-tena ho fitaovana
Eo ambanin’ny tanam-pitiavanao

ref:Ndreto izahy miandrandra ano Jesosy
Hanompo sy ho fanirakirakao
Hitory sy hanambara ny fitiavanao
Anio ampitso ary ho mandrakizay

2)Ny Tompo Jesosy nohomboina mba ho ahy sy ho anao
Ho famonjena izao tontolo izao
Koa manantona sy tapaho anio ny hevitrao
Fa Jeso tompo dia efa miandry anao.
     AFAFI

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo