Midera (AFA ( Antsan'ny FAnompoana))

Inty aho ry Jeso tia ny lalako ento
ny fiainako maloto avelako eo
ny lalantsara no hizorako hatreto
hanaraka hitoetra anilanao eo

Asandratro avo ny anaranao e
ankaikinao aho falifaly
velona Ianao anTsiky dia ampyatiko ao e
resy i satana mpampijaly

Niova ozaho Jeso ka lasa mpandresy
ny olana rehetra tsy misy tsy voavaha
ny tananao mahery no aro sy fefy
hitondra fiadanana ho an'ny fanahy

maminay e, tokinay e,
tianay e, fiainanay e....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AFA ( Antsan'ny FAnompoana)
Mpamaky : 131
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : randriamahar
Tamin'ny : 02/11/2018 22:24:25
ID : 11085

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo