Miantso anao (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))

1- Miantso anao 'zahay ry Tompo Andriamanitro.
     Fa mangetaheta anao ny fanahiko.
     Ny eto an-tany, maina feno fahafatesana ety.
     Ô avia ry Ray mahery ô! mamonje ny zanakao.

Ref : Ianao no aroko, Ianao no heriko.
         Mpamonjy mora azo indrindra amin'ny fahoriana Ianao.
  Tsiky dia ampy       Zay mikendry fatratra, te hamotraka ahy ety.
         Tsy hatahotra aho fa manana anao.
        
2- Andriamanitra ô! Faingana Ianao hanafaka.
     Fa Ianao no antenaina mba hanavotra.
     Aza avelanao irery, mila Anao izahay.
     Ô avia ry Ray mahery ô! Mamonje ny zanakao.

Ref : Ianao no aroko, sns...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)
Mpamaky : 176
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : TBEA
Tamin'ny : 06/06/2018 09:25:17
ID : 10652

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo