Matoky (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))

1-Na sarotra ny lalana, mideza feno fandrika.
    Aza manahy fa manana Fanahy mpitari-dalana
    Matoky fa momba hatrany Jesosy
    Matoky 'lay Ray ao ambony tsy mandao anao

Ref : Tsy tsapanao ve fa any ho any misy mijaly no ianao.
         Koa mitrak√° fa aza mitomany na misy mampamohy fo
tononkira.serasera.org        Mivavaha aza mitrahatra, Andriamanitra mahalala izay mahasoa sy manova ny fiainanao.

2-Matetika ny namanao, no lasa toa manenjika
    Maneso sy mandatsa anao mandraby fa hoe mivavaka
    Matoky fa raha ny olona no mandao
    Matoky 'lay Ray ao ambony ao tsy mivadika

Ref : Tsy tsapanao ve fa any ho any sns...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)
Mpamaky : 134
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : TBEA
Tamin'ny : 06/06/2018 14:44:44
ID : 10654

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo