Mandehana ianareo (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))

1-Andriamanitra ampinganay ô, jereo ny voahosotra.
    Izahay nirahinao hitory teny amin'izao tontolo izao.

Ref: Mandehana ianareo, ataovy mpianatra
Tsiky dia ampy       Ataovy mpianatra ny firenen-drehetra

2-Ry Jesosy ô! tahio 'zahay, aty am-pandehananay
    Fa sarotra ny làlana haleha sy ny asa izay atao

Ref: Mandehana ianareo sns ...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)
Mpamaky : 162
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tbea
Tamin'ny : 07/06/2018 13:16:29
ID : 10656

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo