TANY GETSEMANE (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I- Tany Getsemane >>> tany Getsemane
Nisy adim-panahy >>> nisy adim- panahy
Tebiteby ao am-po >>> tsy tana
Dinitra mitete >>> toy ny ra


REF { Raha sitrakao Ray, esory amiko 'ty kapoaka ity
Nefa aoka tsy ny ahy; f'izay sitrakao
No atao Raiko o!

II- Ny mpianatrao teo >>> resy tory avokoa
Ts'isy iray mba nifoha >>> niady irery tokoa
'ndrisy mantsy Tompo o! >>> Ory ianao
Nefa tsy afa-nanda >>> 'zay natao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Vangy : 1466
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : stewartfaniry2
Daty : 02/05/2015 19:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723