NY MARINA AMIN'NY FINOANA (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henoy,henoy ny marina amin'ny finoana e! (no tena marina)
Ny marina amin'ny finoana e! izany ihany NO (no ho velona)

Ny marina tsy misy maro
FA TOKANA E!
Jesosy Tompo 'lay nandresy
NO MARINA
Izay mino Azy de ho voavonjy
HO VELONA E!
Handova fiainana mateza
HO SAMBATRA
Kanefa indrisy
IREO MAROBE
Manompo sampy
VERY IZY IREO
Inoany mantsy
FA HO HITANY AO
Ilay famonjena
AZO ANTOKA
Kanefa misy
VERY IZY IREO
Nandany vola
TE HO AFAKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Vangy : 1533
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : stewartfaniry2
Daty : 26/04/2015 13:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1233