Kanto Ianao (Adeline)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Adeline
Mpamaky : 1501
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 03/02/2006 14:05:06
ID : 3444

Imprimer Facebook Facebook
Kanto Ianao Jeso Malalako
R Ilay Ahy tsy misy kilema
Iza re no toa Anao
Ilay notsongaiko tao @ alina alina

Eo an-tratranao no iankinako
Hiampohako ny Fitiavanao
Ny hasambarako dia eo anilanao
Fa raha lavitra Anao aho dia ory fo

Tiako ny feonao mamelombelona ahy
Manoro sy mampianatra ahy ny idealy fitia
Tiako izay momba anao,izay Anao rehetra
Fa Ianao no Mpanjakan’ny Voninahitra

Ny masonao toy ny lelafo
Lelafom-pitiavana mandoro tokoa
Zany foko ary indro resinao aho
Resinao sy babonao tanteraka

Iza re no toa Anao
Ry Ilay hatsaran-tarehy
Fa tena fanaperana Ianao
Ary haveriko eto foana fa TIAKO IANAO

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo