Fanambadiana (Adeline)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Adeline
Mpamaky : 1670
Nampidirin'i : Missie
Tamin'ny : 04/12/2004 09:44:01
ID : 2787

Imprimer Facebook Facebook
Dédicace aux futurs Mariés

Matoa tanteraka izao fanambadiana izao
Dia noho ny fahasoavan’’i Jeso Kristy
Matoa toa tanteraka izao fifaliana izao
Dia noho ny fitiavany ahy sy Ianao

Matao tanteraka izao fifaliana izao
Dia noho ny fitiavan’i  Jesoa Kristy
Matoa toy izao isika roa izao
De noho ny Fitiavany Ahy sy Ianao

Koa andeha hidera any Ray isika
Hiara-hanandratra ny anarany
Ka hidera azy ihany koa hisika
Hiarana ny fisaorana

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo