Ry alina ô (Abel Ratsimba)

Mpihira : Abel Ratsimba
Mpamaky : 2748
Nampidirin'i : Rahaga Xavier E
Tamin'ny : 06/11/2002 13:55:09
ID : 1226

Imprimer Facebook Facebook
Ry alina ô
nahoana lahy no dia fohazinao ny lasa
ka voatsiahy toa tsy nahy
nampivadibadika ahy

Toa mitamberina eto indray
ireo fahiny ,ny fahazazana ts’isy tsiny
na sorisory na hoe lonjony
kanefa dia tsy hipody intsony

Ry alina ô
raha azonao atao
mba hivimbino maraina vaovao
meteza re hanala sorisory
sy ampisinda izany sento
tsy mampahita tory

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo