You are here: home > Tononkira > Aafliyh

Hanala azy (Aafliyh)


Tonga ny faran'ny herinandro
Ka mila miala voly
Miova kely amin’ny andavan’andro
Dia mbo hanala azy

Ndao hanala azy
Occasion tsy maro ka andao hanala azy
Ndao analazy
Efa elaela izay ka andao hanala azy
ndao hanala azytononkira.serasera.org

Zao eto zao, adinoy ny olanao
Adinoy ireo sorisory nandreraka anao
Ireo adiadinao tany ho any
Fa isika androany iara-hifaly

Ndao hanala azy
Occasion tsy maro ka andao hanala azy
Ndao hanala azy
Efa elaela izay ka andao hanala azy
ndao hanala azy



Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Aafliyh
Mpamaky : 580
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : voronamarron
Tamin'ny : 17/06/2016 10:58:03
ID : 8621

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo