You are here: home > Tononkira > Aafliyh

Avelako ianao andeha (Aafliyh)



Tatoato ianao ohatrany hafahafa tamiko
Tsy haiko hoe inona no nataoko
Nahatonga anao mangatsiaka  sy mangina toy izao
Fiv:
Avelako ianao andeha (tsy mampaninona)
Ny zava-bitantsika
Dia tsiaro  sisa

TTsiky dia ampysy hitalaho aminao aho
Mba hiaraka amiko
Hatramin ny farany
Tsy hamoy fo aho , sanatria!
Fa hahita ny solonao
Fiv:
Avelako ianao andeha (tsy mampaninona)
Ny zava-bitantsika
Dia tsiaro  sisa
……….instrumental …..
Fiv:
x3
?

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Aafliyh
Mpamaky : 800
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : voronamarron
Tamin'ny : 02/07/2016 23:00:17
ID : 8664

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo