You are here: home > Tononkira > A.SA.FI

Ry Fanahy Mpanadio (A.SA.FI)

Ry Fanahy Mpanadio ny foko
Mba sasaonao anio
Diovy ho tena Tempolinao
Ka hitoero sy hanajakTsiky dia ampyao

F'izay te handrebireby
Roahy tsy hitoetra ao
Ity foko izay mitebiteby
Te hiondana Aminao!


T/F: Njaka RAKOTOMISE

Hevitra mandeha

TinoFenohasina (11/04/2018 10:21:53)

Miarahaba, misy fanamboarana tokony ho atao ve ohatra fa misy tena tena tsy miseho mihitsy ireo sasany efa nampidirina nefa efa ohatra ny efa nakatoavin'ny mpandrindra ! misaotra รด!

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.SA.FI
Mpamaky : 114
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : TinoFenohasina
Tamin'ny : 11/04/2018 10:24:39
ID : 10538

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo