You are here: home > Tononkira > A.SA.FI

MIDINA ETO AMINAY (A.SA.FI)

Asandratray ny feonay
Hiantso ilay Anaranao mandrakizay
Midina Ianao , midina Ianao
Fanahy Masina ô! midina eto aminay,

Ka omeo tononkira.serasera.orgny tsirairay ny fiadananao
N'iza n'iza tonga eto anio, izao anio izao
Fo madio sy fo vaovao no angatahinay
Vavaka asandratra Aminao ray ô!!!

T/F: Njaka R.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.SA.FI
Mpamaky : 315
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : TinoFenohasina
Tamin'ny : 11/04/2018 10:43:48
ID : 10539

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo