Hiaka (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
• Ianareo no vavolombelon’ny Fitiavan’i, Fitiavan’i, Fitiavan’I Kristy
Koa hantenaina hanandratra avo
Ireo asany manerantany
Ka andeha izara soa
Hitory fitiavana ho an ny maro Ho doria

• Ianareo no vavolombelon’ireo asa fanompoana ety Ho fahazavana ety
Fa io ilay hiraka avy amin’ny Ray
filamatra ho tratrarin rahatrizay
mba tsy ho voninkazo tsy manampofona
toa kanto tsy maha te ho tia

O ry Tanora ooo, ndeha ho mpandresy
ary ho fanantenana hatrany hatrany
tsy ho menatra ny tompo, hivoaka ho mpandresy
Ka hizara fitia ho doria…


O ry Tanora ooo, ndeha ho mpandresy
ary ho fanantenana hatrany hatrany
tsy ho menatra ny tompo, hivoaka ho mpandresy
Ka hizara fitia ho doria…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)
Vangy : 1558
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nellah
Daty : 14/11/2017 14:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727