Fifonana (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))


• Izao tontolo izao sy ny rendrarendra koa
              No nataonay fiainana sy anton’asa tao am-po
              Ditra no nasehonay tsy nankatoa anao zahay
             Mifona Ray,eny mitalaho indray
Tsy mahasoa sy tsy mendrika ho anao
Nefa ianao dia nahafoy ny ainoao ho anay
Ka indro re ny foko ka vonona aho ,sahy
Handray an’i Jeso hanasitononkira.serasera.orgtrana Fanahy

• Nahafoy ny Ainao ho famonjena anay
             Nataonay tsinotsinopna sy nodianay tsy hay
             Lavinay tsy misy haihay  meteza Ianao hamela anay
             Mifona Tompo o,meteza re handray
Ka ny fiainanay,sy iozay rehetra ho avy
Ianao no hanankinanay ny fanahinay
Ray Ianao irery no andry ,toky koa
Tsy misy izay hanakana ka handresy anay



    

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)
Mpamaky : 69
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nellah
Tamin'ny : 14/11/2017 14:07:09
ID : 10151

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo