Feon'ny lanitra (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))

“Injao ny feon’ny lanitra
Injao ny feon’ny lanitra
Tsy fantatra ny fihaviany
Tao anatin’ny alina mangiana
Renao va,renao va aaaa
Meteza ianao hanongilan-tsofina
NTsiky dia ampyaoty tsara rindra sy mozika soa
Avy amin’ny Fanahy
Ho voninahitry ny Avo
Tsy fantantsika hoe ahoana
Fa isika no aoka ho mpihira ihany
Ny hany tokana azontsika ambara
Andriamanitra no tsara”



Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)
Mpamaky : 63
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Nellah
Tamin'ny : 14/11/2017 14:06:32
ID : 10145

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo