ANDEHA TORIO (A.FAM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana:
Andeha torio ny filazantsara
Ho ren'izao tontolo izao
Mba ho fanilo sy mpanazava
Ireo mbola anaty aizina

1. Ny Tompo no homba anao
N’aiza n’aiza alehanao
Ny ory izay manatona anao
Ho maivana sy ho finaritra


2. Koa tanteraho ny asanao
Satria Jesoa no nifidy anao
Efa nomaniny ho ahy sy ho anao
Ilay paradisa ao an-danitra ao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : A.FAM
Vangy : 1808
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 21/05/2018 21:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729