You are here: home > Tononkira > 5x5

Fomban'olo (5x5)

Fomban'olo manam-panahy
Mandefitra manan-drariny
Anao tsy azo ifandaharana
Nenah diso nenao fô ny marina e!
Raha mba misy raha volaniko ô ôôh
Karah tsy tandrignesinao
Ambilaikô rô ny amiko ô ôôh
Andeso raha manano anao.
(x2)

Ref:
Tsy manino zaho naleko zah nangina
Tsy tantiko atsia napitambezin'olon-tiana
Tsy manino zaho naleoko zah nangina
Samy tsara angamba isika izay no manjaryTsiky dia ampy e
Voninahitr'antsobika tsy ataoko ampatam-bary
Raha hifanditra lava hitondra fahoriana
Aleoko dia ho rava hipetraka mangina.

Instrum..................

Tsy nataonao nampiasa loha
Ny raha jiaby amin'ny fiainako ô
Fa omenao sento lasa aloha
Zah bôka afara manaraka anao
Raha mba misy raha vinidiko ô ôh
Karah zegny tsy tianao
Ambelao koa zaho andinika e eh
Andeso raha manano anao.

Ref: ......................(x2)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : 5x5
Mpamaky : 167
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : christophe17
Tamin'ny : 11/07/2018 08:22:49
ID : 10718

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo